Miangaly
Nouveau poète
fa maninona ianao no mitomany?
ianao ilay kitana mamirapiratra ao anaty maiza ,
ilay olona mampifaly ana,
ilay mahafinaritra,endry sady tsara indridra
ianao ilay tiako, ka ho tiako mandrakizay
aza mandatsaka ranomaso,
fa malahelo avoko ny foko,
Ny fitiavana hoatran'ny antsika
dia fitiavana sarotra ita,
ka......
tiako ianao...
[un poëme en malgache]
ho an'i Chey