• Visiteur, merci de ne pas poster plus de 5 poèmes par jour. Ceci dans le but d'améliorer la visibilité du site.

andro ririna

tsinjo18r

Nouveau poète
tsia ny fanananao arena no ampiova ny fitiavako, fa na mis na ts misy volamena, ianao no ba any firavako. ity foko ef tery, feno fitiavana anao, nahona no d avela irery, moa va ts mendrika anao; na ny masoandro az aky, ts mamiratra no ianao, maizimaizina ny aty ra toa ka ilaozanao.
feno raona ny lanitra, rava ny faniriako, naleonao nangarika toy izay hanatrika ny hakiviako, lasa ianao toy ny androririna, nitondra tsiky sy taratra.
tsy ny elanelan-tany no anova izato foko, eny na dia lavitra ian, ianao ihany no tsarovako
 
Retour
Haut