Nous utilisons des cookies pour vous garantir la meilleure expérience sur notre site web.
Si vous continuez à utiliser ce site, nous supposerons que vous en êtes satisfait.

  • Visiteur, merci de ne pas poster plus de 5 poèmes par jour. Ceci dans le but d'améliorer la visibilité du site.

MOA VE

valy

Nouveau poète
#1
RAHA HIZARA HAFALIANA
IZA NO ITSIKIANA?
RAHA HIZARA HALAHELO
IZA NO ITOMANIANA?
RAHA HIZARA NY TENY
IZA NO ITOKIANA?
RAHA HIZARA FITIA
IZA NO OMENA?
MOA VE MISY MAHAZO NY TENY AVY AO AM-PO?
MOA VE MISY MAHAINO ILAY TENY TSY METY LO?
MOA VE MISY MATOKY ILAY AKO TSY MBA HO DISO?
MOA VE MISY OLO- MINIA MAMAKY NY AO AM-PO?

FA IZAY REHETRA TSY MAHATOKY NO HINOINA
IRENY MANTSY NO AZO EKENA HO RENDRARENDRAN'NY FIAINANA
IREO MANAO NY MARINA NO HELOHINA
ETO AMIN'ITY TANY FENO FAHALOTOANA.

FA IZAY REHETRA TIA NO AHITA
FAHASAMBARANA TSY HAY HO LAZAINA
EO ANILAN'NY OLON-TIANY.